Un message ...

BiEnveNuE SuR moN BlOg
---LaCheZ vOs ComS---

# Posté le samedi 03 mars 2007 12:11

Modifié le mercredi 07 mars 2007 18:24

la voiture que j'aime

Un peu vieille, mais voyez ce qu'elle peut faire.

# Posté le samedi 03 mars 2007 13:27

En pensant à Mada...

Rehefa manin-te hody fa lavitr'akany
Rehefa manin-te hody fa manembonembona ny any
Manin-te hody tafasaraka sy lavin-tany
Manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody
Afaro 'rony volana aman-kintana irony raha manin-te hody
Ilazao hoe kaky sy neny @ izay fa izy manin-te hody
Ny tambitamby tanilanareo mba manin-te hody
Manin-te hody @ kaky sy neny aho manin-te hody

Ref:
Vetsoy ny hiranao o raha manin-te hody
Vetsoy ny hiranao hanako ho tonga any raha manin-te hody
Ny hiranao no vetsoy o raha manin-te hody
Manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

O ry zoky sy zandry izaho irery aty manimanin-te hody
Tsy tafandry mandry ka velon-toloko fa manin-te hody
Ny adiady sy sangy tanilanareo mba manin-te hody
Manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody
Manin-te hody, lasa lavitra aho, lasa lavitra anareo
Manin-te hody, malahelo aho, malahelo, mitoreo
Manin-te hody, tsy tamana aho tsy mahasaraka anareo
Manin-te hody aho (3)

Ref:
Vetsoy ny hiranao o raha manin-te hody
Vetsoy ny hiranao hanako ho tonga any raha manin-te hody
Ny hiranao no vetsoy o raha manin-te hody
Manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

Efa ela nisarahana t@ tapaka sy namana aho
Lasa aty an-tany lavitra fa mba mila ravin'ahitra aho
Voatery nandao ireo havana aho
Voatery nandao ny tanindrazana aho
Manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

Ref:
Vetsoy ny hiranao o raha manin-te hody
Vetsoy ny hiranao hanako ho tonga any raha manin-te hody
Ny hiranao no vetsoy o raha manin-te hody
Manin-te hody @ kaky sy neny aho, manin-te hody

MAMY ROBINSON

# Posté le samedi 03 mars 2007 14:22

Modifié le mardi 06 mars 2007 14:06

Carry on tradition - NAS -

19/02/07-22/02/07

# Posté le samedi 10 mars 2007 12:13

Photo de Classe 2006-2007 EII1

Photo de Classe 2006-2007 EII1

# Posté le dimanche 25 mars 2007 15:15

Modifié le jeudi 29 mars 2007 15:32